Articles les plus récents

dimanche 29 avril 2012
par  Apanga Milofo Com

Vaomiera Fifandraisana Mpanazava

Fanamby iray napetraky ny vaomieran’ny fifandraisana eto anivon’ny Fikambanana Mpanazava eto Madagasikara ny hanatsarana ny fikirakirana ny site web amin’ity taom-pitaizana ity. Nisy ny fihaonana notanterahana tao Ankaditapaka ho an’ireo tompon’andraikitra rehetra mikirakira ny fifandraisana eo (...)
jeudi 26 avril 2012
par  Mika

Kivarivary

Ho fanomanana hatrany ny fanatrehana ny Tafasiry Nasionaly sy ny Pow wow amin’ny volana aogositra 2012 ho avy izao, dia hanatanteraka ny hetsika “Kivarivary Atsinanana” ny Mpanazava sy Tily Faritany Antananarivo Atsinanana. Izany dia ho atao ny Alahady 29 aprily izao ao amin’ny Hotel Orion (...)
mercredi 4 avril 2012
par  Mika

Hetsika “Pourquoi pas”

Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soamantsara ny sabotsy 31 may 2012 lasa teo ny hetsika “POURQUOI PAS “ izay nokarakain’ny Mpanazava sy Tily Faritany Antananarivo atsinanana teny amin’ny tany malalaka Fokontany Ambohimiandra. Ny “Pourquoi pas” moa dia fivarotana entana efa niasa nefa mbola azo (...)
mardi 3 avril 2012
par  Hasy Mamaka

Ady hevitra 24 mars 2012

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy dia nikarakara laha-dinika arahina ady hevitra ny Mpanazava eto Madagasikara. Teny amin’ny Akany FJKM Analamahitsy no nanatanterahana izany tamin’ny sabotsy 24 martsa lasa teo. Ny loha-hevitra nodinihana tamin’izany dia ny hoe : “Ny (...)
lundi 26 mars 2012
par  Mika

Activité éducatives et sensibilisations

La journée du 24 Mars 2012 a été bien chargée pour les Mpanazava de la Région « Centre » d’Antananarivo. Elles étaient au environ de 400 pour tout âge qui ont répondu présentes au Centre Manantenasoa, un centre qui regroupe un millier de sans abris de la capitale. C’était une journée au cours de laquelle (...)

Agenda

<<

2012

>>

<<

Mai

>>

Aujourd'hui

LuMaMeJeVeSaDi
30123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031123
Aucun évènement à venir les 6 prochains mois

Brèves

16 mai - Lasy Tsimoka

Manao ezaka ny foibe mpanazava sy ny vondron’ny mpampiofana manakaiky ny mpiandraikitra amin’ny (...)

16 décembre 2011 - Hafatra momba ny lasy Ambiatibe

Ambiatibe dia ivon-toerana fiofanana sy fanaovana pélérinage , tsy amoron’ ny RN3 fa mbola misy (...)

5 décembre 2011 - Nafana tsara ny tany Boeny

Hafanana maro sosona no tsapa tany amin’ny faritany Boeny tamin’ny sabotsy 12 novambra 2011 lasa (...)

9 novembre 2011 - Dezaka ny làlana

Fiankaranam-be vao tonga teny amin’ny FLM Ambatovinaky izay toerana nanatanterahina ny (...)

2 novembre 2011 - Fanokafana taomp-pitaizana Antananarivo Atsimo

Ny 5 novambra 2011 ho avy izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro eny amin’ny FJKM Vinany (...)